Fagopyrum

Ny Fagopyrum dia vondron-karazan-javamaniry ahitra ao amin' ny fianakaviana Polygonaceae, ao amin' ny filaharana Caryophyllales, anisan' izany ny Fagopyrum esculentum, karazana ambolena hahazoana voany mitovy amin' ny voamadinika. Tafiditra ao anatin' izany ny zava-maniry manan-danja sasany toy ny Fagopyrum tataricum. Ity vondron-karazana ity dia teratany any amin' ny Zana-kôntinanta Indiana, any amin' ny ampahany be amin' i Indôsina, any amin' ny afovoany sy atsimo-atsinanana amin' i Sina, ary any afovoany sy atsinanana amin' i Afrika trôpikaly. Nampidirina be dia be tany an-kafa ny karazana maro, nanerana ny faritra Hôlarktika sy ny faritra sasany aty Afrika sy any Amerika Atsimo.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]Tamin' ny Oktobra 2025, ny Plants of the World Online dia nanaiky ireto karazana manaraka ireto:
- Fagopyrum callianthum Ohnishi
- Fagopyrum capillatum Ohnishi
- Fagopyrum caudatum (Sam.) A.J.Li
- Fagopyrum crispatifolium J.L.Liu
- Fagopyrum cymosum (Trevir.) Meisn.
- Fagopyrum densivillosum J.L.Liu
- Fagopyrum esculentum Moench - varimbazahamainty
- Fagopyrum gilesii (Hemsl.) Hedberg
- Fagopyrum gracilipedoides Ohsako & Ohnishi
- Fagopyrum gracilipes (Hemsl.) Dammer
- Fagopyrum homotropicum Ohnishi
- Fagopyrum jinshaense Ohsako & Ohnishi
- Fagopyrum kashmirianum Munshi
- Fagopyrum leptopodum (Diels) Hedberg
- Fagopyrum lineare (Sam.) Haraldson
- Fagopyrum longistylum M.L.Zhou & T.Yu
- Fagopyrum longzhoushanense J.R.Shao
- Fagopyrum luojishanense J.R.Shao
- Fagopyrum macrocarpum Ohsako & Ohnishi
- Fagopyrum pleioramosum Ohnishi
- Fagopyrum pugense T.Yu
- Fagopyrum qiangcai D.Q.Bai
- Fagopyrum rubrifolium Ohsako & Ohnishi
- Fagopyrum snowdenii (Hutch. & Dandy) S.P.Hong
- Fagopyrum statice (H.Lév.) Gross
- Fagopyrum tataricum (L.) Gaertn.
- Fagopyrum tibeticum (A.J.Li) Adr.Sanchez & Jan.M.Burke
- Fagopyrum urophyllum (Bureau & Franch.) Gross
- Fagopyrum wenchuanense J.R.Shao
- Fagopyrum zuogongense Q.F.Chen