Hankany amin'ny vontoatiny

Fanaintainana

Avy amin'i Wikipedia
Sary maneho ny fanaintainan' ny hatotanana.

Ny fanaintainana dia fahatsapana na traikefa ara-batana tsy mahafinaritra izay fanairana ho fampitandremana. Manambara izany fa misy fahasimbana mahazo ny vatana, na mety hahazo azy. Izy io dia fahatsapana ara-tsaina sy ara-pihetseham-po tsy mahafinaritra, mifandray amin' ny fahasimban' ny tambatsela efa mitranga na mety hitranga, na mitovitovy amin' ny fahatsapana ateraky ny fahasimbana toy izany. Amin' ny ankapobeny dia fomba fiarovan-tenan' ny vatana ny fanaintainana; kanefa, raha mafy, maharitra, na tsy fantatra mazava ny antony mahatonga azy io, dia ilaina ny fizahana ara-pitsaboana mba hamantarana ny antony sy hanolorana fitsaboana sahaza.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]