Hankany amin'ny vontoatiny

fanimbana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

fanimbana

  1. Asa ratsy miteraka fahavoazana, na fanakanana ny fahombiazana.
    • Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io.
    • Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra?