Hankany amin'ny vontoatiny

hafaliana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

hafaliana

  1. Avy amin'ny fototeny 'faly' ity teny ity, izay midika fifaliana, fahafinaretana na fankalazana.
    • Mahatsiravina ny hafalianareo!
    • Endrey ny hafalian'i Bina tamin'ity maraina ity!
    • Tsy hafalieko izaho irery hoy izy fa hafalieko sy hianareo, satria nikororo-bary isika ka sendra rivotra