Hankany amin'ny vontoatiny

misasa

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

misasa

  1. Manadio ny tenany amin'ny alalan'ny rano.
    • Tsy misy heviny koa mantsy ny hoe misasa madio raha ranom-potaka no ampiasaina.