misidina
Fiseho
Malagasy
[Ovay]misidina
- Mandeha haingana sy maivamaivana.
- Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango
- Miezaka miakatra eny amin'ny habakabaka.
- Misidina izy rehefa mandeha
- Misy fiakarana ambony be eo amin'ny lafiny fahaizana, voninahitra, na harena.
- Nisidina ambony tamin'ny harena Ingahy Rabe tato anatin'ny roa taona