Hankany amin'ny vontoatiny

mpanangona

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

mpanangona

  1. Anaram-basa avy amin'ny asa fanangonana na fanampiana zavatra ho iray.
    • Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona.
  2. Ny tena asa maha-mpanangona azy dia ny fanangonana vokatra avy amin'ny tany mba hamidy na hanangonana vola avy amin'ny varotra.
    • Mpanangona ho an'ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha;
  3. Olona na zavatra manangona na mamory zavatra maromaro ho lasa iray.
    • Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana.