tombana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]tombana
- Faminavinana ny vidin' ny zavatra iray.
- Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano.
- Ny tany voalavo sy nendasiky ny angady rehefa miasa ny tany.
- Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany.