Hankany amin'ny vontoatiny

tovolahy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

tovolahy

  1. Raha jerena ny fiforonan'ny teny, dia lehilahy izay tsy mbola nisy nanambady no tena heviny. Kanefa amin'ny fiainana andavanandro, dia midika fotsiny hoe lehilahy tanora izy io, na efa manambady na tsia.
    • Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
    • Nisy arivo mahery ny tovolahin'Antsihanaka no voaray tamin'izany.
  2. lehilahy salama.
  3. lehilahy tsy manan-jara tokana.