voadinika
Fiseho
Malagasy
[Ovay]voadinika
- Nofantarin'ny olona tsiratsiray na niadian-kevitra sy notontosaina tsiratsirainy.
- Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms.
- Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso.
voadinika