Hankany amin'ny vontoatiny

zarina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Bika matoanteny

zarina

  1. Fomba iray hafa ilazana hoe 'natao zatra' na 'natao mahay'.
    • Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin'izay fomba ratsiny izy.
  2. Natao mba ho zatra na fahita amin'ny zavatra iray, na mba hianatra ary tsy hatahotra intsony.
    • Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatra loatra.


Danisy

[Ovay]

Anarana iombonana

zarina

  1. Tsarina

Fanononana

[Ovay]

Tsiahy

Italiana

[Ovay]

Anarana iombonana

zarina

  1. Tsarina

Tsiahy

Espaniola

[Ovay]

Anarana iombonana

zarina

  1. Tsarina

Tsiahy