Hankany amin'ny vontoatiny

Aloaceae

Avy amin'i Wikipedia
Aloe aristata

Ny Aloaceae na Aloeaceae dia fianakavian-javamaniry mamony, ao amin' ny filaharana Liliales, tsy manana afa-tsy vondron-karazana tokana: Aloe. Ity no fianakaviana misy ny vahona, toy ny Aloe vera sy ny Aloe succotrina, izay ampiasaina amin' ny fitsaboana nentim-paharazana maro.

Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG II (2003) dia tsy misy io fianakaviana io, ary nampidirina ao anatin' ny Asphodelaceae ny zavamaniry ao aminy. Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG III (2009), dia tsy misy ihany koa io fianakaviana io, ary tafiditra ao anatin' ny Xanthorrhoeaceae ny zavamaniry ao aminy. Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG IV (2016) dia nasolo ny Xanthorrhoeaceae ny Asphodelaceae.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]