Hankany amin'ny vontoatiny

Eastern Cape

Avy amin'i Wikipedia

32°00′S 27°00′E / 32.000°S 27.000°E / -32.000; 27.000

Eastern Cape
- Sary:Eastern Cape coa.png
Velarantany168,966 km2
Haavo
Isan'ny mponina7,230,204
Ben'ny tanàna
Firenena Afrika Atsimo
Fanjakana
FaritanyEastern Cape
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Eastern Cape na Cape Atsinanana (Afrikansa: Oos-Kaap) dia iray amin'ireo faritany sivy any  Afrika Atsimo . Bhisho no renivohiny, ary Port Elizabeth ) no tanànany lehibe indrindra. Noho ny toetr'andro mafana sy ny tanàna Victoriana dia toerana mahazatra ho an'ny mpizaha tany.

Ny faritany faharoa lehibe indrindra ao amin'ny firenena (amin'ny 168,966 km2) aorian'ny Northern Cape, dia niforona tamin'ny 1994 avy amin'ny tanindrazany Xhosa na bantustans any Transkei sy Ciskei, miaraka amin'ny ampahany atsinanan'ny Faritanin'i Cape.